FIJERENA MANOKANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA

Nisy fivoriana nokarakarain’ny Lehiben’ny Distrika Avaradrano, ka nanasany ireo Ben’ny Tanàna sy Lehiben’ny Boriborintany ary Sefom-pkontany sy ny mpiara-miasa aminy ato anatin’ny Distrikan’Avaradrano ; niaraka tamin’ny Commandant de Compagnien’ny Zandarimariam-pirenena ao Antananarivo Renivohitra sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo Lehiben’ny Tobim-paritra ato anatin’ny Distrika Avaradrano, mba hijerena akaiky ny fandriam-pahalemana eto amin’ny Distrika.
 
Izany no natao dia mba hanaovan’ny vahoaka fety ao anatin’ny Fitoniana tanteraka!!