FIFANINANA MIRALENTA
Nampanao fifaninana mahakasika ny MIRALENTA ny GENDER LINK. Fifaninana natao manerana an’i Madagasikara, ary Kaominina 43 no voafantina handray anjara tamin’izany.
Mason-tsivana nifantenana sy nifaninana tamin’izany ny fijerena ny habehan’ny teti-bola natokana hoan’ny Miralenta, ny isan’ny Andriambavilanitra mitaha amin’ny Lehilahy miasa eo anivon’nyu Kaominina, sns …
Koa voantina voalohany tamin’izany ny Kaominina Sabotsy Namehana, izay tarihin’Andriamatoa Ben’ny Tanana Avotraina Andriamosa.
Marim-pankasitrahana, miampy amboara no loka niadivana, koa anio maraina no naseho tamin’ny mpiasa ity loka azon’ny Kaominina ity!!