Fiarabana ireo vehivavy eto amin’ny Kaominina

Miarahaba antsika vehivavy rehetra manerana ny Kaominina Sabotsy Namehana, izahay mpiara-miasa rehetra ato amin’ny Kaominina amin’izao fahatratraran-tsika ny andro maneran-tany natokana ho antsika izao.
 
Enga anie isika vehivavy mba ho tena andry iankionan’ny fianakaviana, fiaraha-monina, ary ho tanjaka ho fanoitra hoan’ny firenena.
 
Tsy ho avotro izaho samy irery tokoa ny fanavotana ny kaominina misy antsika, fa ho avotro izaho sy ianao.
 
Dia mirary soa indrindra
—————————-
Ny Vehivavy mpiara-miasa eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana