• 3023

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3024

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3025

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3027

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3028

Fiadiana fototra ny CEG Lazaina.

FIADIANA FOTOTRA NY CEG LAZAINA.

Nisy ny fanompoam-pivavahana nanombohana ny fotoana ka ny Mpitandrina avy amin’ny Fiangonana METM ZAREFATA Sabotsy Namehana no nitarika izany.

Na dia ratsy aza ny andro dia maro ireo olona tonga nanatrika ny fotoana anisan’izanyAndriamatoa Ben’nyTanana sy ireo mpiara-miasa aminy ,ny mpanolotsaina Kaominaly misahana ny fotodrafitr’asa sy ireo tompon’andraikitra ao amin’ny fampianarana ary ny solotenan’ny fampianarana ary ny solotenan’ny Fikambanana izay miara-miasa amin’ny fananganana ny sekoly.