Fetraniavo – Anjara Nomen’ny Avo – Hanitsoa

Fetraniavo – Anjara Nomen’ny Avo – Hanitsoa, Mpianatry ny College Minontsoa Ankadikely-Ilafy
Kilasy faha7, tonga nanao fanadihadiana teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana.

Nandray sy namaly ny fanontaniana napetrak’izy Andriamatoa, RABEVOVONANA Herintsoa, Lehiben’ny Kabinetra eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana.

Afam-po tanteraka tamin’ny valin-teny nomeny ireto Mpianatra hoavin’ny firenena ireto.