FANOLORANA MARIM-PANKASITRAHANA

Anio 8 Martsa ihany koa nofotoana nanatanterahan’ny Commune Sabotsy Namehana fanomezana Marim-pankasitrahana hita-hita maso hoan’ireo nahavita be hoan’ny Kaominina, marihina hatrany fa efa fomba ampanao ny Kaominina izao fanomezana marim-pankasitrahana izao.
12 mianadahy izy ireo nahazo izany marim-pankasitrahana izany, nahita ny Mpandraharaha, Biraom-panatanteraka, ary MpanolontsainaMpanolontsaina, ray aman-dreny am-panahy