FANOKAFANA NY TAOM-PIASANA VAOVAO
Anio Alatsinainy faha 20 Janoary 2020 no niverina nandray ny asan’ny amin’ny maha Ben’ny Tanàna azy indray Andriamatoa ANDRIAMOSA Avotraina.
Tetsy andain’izany ihany koa ny fampahafantarana ireo Mpanolon-tsain’ny Tanana voafidy eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana.
Tonga nitarika izany ny Delegem-panjakana, notron’nireo Tomponandraikitra isa-tsokajiny eo amin’ny Tafika, Ny Zandary, ny Zandarimariam-pirenena.