Fankalazana ny faha 26 Jona, 2019

Teny amin’ny Commune Masindray, no nosafidian’ny Distrika Antananarivo nankalazana ny Fetin’ny fahaleovan-tena taminity taona 2019 ity.

Tonga nitarika izany Asaramanitra izany ny Lehiben’ny Distrika, ny Lehiben’ny Borigadin’ny Zandarimariam-pirenena eto amin’ny Distrika Avadrano, ny Lehiben’ny Polisy, ary Ben’ny tanana ato anatin’ny Distrika.

Ankoatrin’ny filaharana izay nandraisan’ny Mpiasan’ny Kaominina anjara, dia nisy ihany koa ny fanolorana mari-boninahitra hoan’ireo nahavita be teto anivon’ny Firenena.

Mirary fety sambatra hoan-tsika e!!