Fankalazana ny andron’ny Vehivavy maneran-tany
Nandray anjara tamin’ny Diabe ho marikin’ny fankalazana ny andron’ny Vehivavy maneran-tany, niaraka tamin’ny vadin’ny Filoham-pirenena Voahangy RAJAONARIMAMPIANINA ny vehivevy avy aty amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, izay notarihin-dRamatoa vadin’ny Ben’ny Tanana Sabotsy Namehana, Ramatoa Kasaina ANDRIAMOSA