Fankalazana ny 29 Mars 2013

Fankalazana ny andron’ny 29 Marsa nahatsiarovana ireo mahery Fon’ny tanindrazana

Nametraka Fehezam-bonin-kazo teo amin’ny tsangam-bato ireo manam-pahefana, izay notarihin’Andriamatoa Ben’ny Tanana sy ireo mpiara-miasa aminy,  Ny Filohan’ny Filankevitra, sy ny Mpanolontsaina ary ny Lehiben’ny Tobim-paritry ny Zandarimaria

Nasaina nanotrona ihany koa ireo tapa-porohana sisa tsy may, dia ireo Bekotro maroholatra 3 mianadahy

[wowslider id="3"]