FANKALAZANA NY 08 MARTSA 2020
Hetsika marolafy no nentin’ny Kaominina Sabotsy Namehana nanamarihana ny 08 Martsa 2020,
Niantomboka taùin’ny Fotoam-pivavahana, narahina fanadiovana faobe, nahitana hetsika ara-javakanto, fijerena ny lafiny aram-pahasalamana, Fandraisampitenena maro samy hafa, ary nofranana tamin’ny Matso lehibe.
Samy afam-po ny rehetra!!