FANENTANANA MOMBA NY FANDOAVANA NY HETRA
Misy ny fanentanana momba ny hetra notanterahina teto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana manomboka androany 06 Aprily 2018.
Fanentanana izay haiaraha amin’ny GIZ sy ny mpiasan’ny Kaominina Sabotsy Namehana