FANENTANANA FANDOAVAN-KETRA
Manentana antsika vahoakan’ny Sabotsy Namehana hoan’ireo mbola tsy nahaefa ireo hetran-trano tokony hefain-tsika handoha izany aty amin’ny Biraon’ny Kaominina, araka ny fampahatsiahivana izay efa nozaraina tamin-tsika isan-trano
Adidy masina ho fampandrosoana ny tanana izany
Tsy avotro izaho samy irery, fa avotro izaho sy ianao