FANASANA

FANASANA

Ho fanamarihana ny fankalazana ny faha 100 taona ny fandraisan’ny Malagasy anjara tamin’ny ady Lehibe Voalohany (1941-1918 / 2014 – 2014) dia faly manasa antsika ny ARISIVAM-PIRENENA , NY KAOMININA SABOTSY NAMEHANA, NY CISCO ANTANANARIVO AVARADRANO, hijery ny fampiratiana izay atao amin’ny SALLE POLYVALENT

Daty : Talata 13 ka hatramin’ny 16 Desambra 2016

“Ny tiraiera Malagasy tamin’ny ady lehibe voalohany” ary “Ny asa vaventy natao teto Madagasikara nandritry ny ady lehibe voalohany (1941-1918 )  ”