Fanaovan-tsona ny fifanarahana ny amin’ny Fampandrosoana Lovainjafy

Androany, tao amin’ny amin’ny Le Pavé Antaninarenina, no notanterahina ny Fifanaraham-piaraha-miasa eo anivon’ny #Fia2M sy ny #MSIS_TATAO, ary ny Commune Sabotsy Namehana.
Tonga nanatanteraka io fifanaovan-tsonia io ny Ben’ny Tanana, Andriamatoa ANDRIAMOSA Avotraina, ary tamin’izany no nandraisana ny taratasy FIFANARAHANA ny amin’ny Fampandrosoana Lovainjafy ka hisy fifampidinihana marolafy amin’ny fangaharaharana sy ny fahaiza-mitantana ny teti-bolam-panjakana sy ny volam-bahoak, izay niarahana tamin’ny fiaraha-monim-pirenena maro.