FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HOAN’NY RANO FIDIOVANA – FAHADIOAVANA
FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HOAN’NY RANO FIDIOVANA – FAHADIOAVANA
Ho famaliana ny filàn’ny vahoaka any ifotony, dia efa mandeha ny fananganana fotodrafitr’asa hoan’ny rano fidiovana – fahadiovana eto amin’ny Commune Sabotsy Namehana.
Anisany hahazo tombontsoa amin’ny ny Fokontany sy ny Sekoly Fanabeazana Fototra (EPP).
EPP Ambohinaorina – EPP Tsarafara
FKT Ambohidrano, FKT Botoina, FKT Antsahatsiresy, FKT Amorondria.