Fanamboarana ny lalana miala eo Antsofinondry mivoaka eny amin’ny lalam-baovao

Isaorana ny fitondram-panjakana amin’ny fanamboarana ny lalana miala eo Antsofinondry mivoaka eny amin’ny lalam-baovao, izay mihazo an’i Tsarasaotra sy Ivato.
Efa amperin’asa avokoa ireo olona sy fitaovana enti-manatanteraka izany.