FANADIOVANA FAOBE

Ho fanamafisana amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina, ho fitandroana hatrany ny fahadiovan’ny tanana, dia nisy ny fanadiovana faobe, niarahan’ireo mpisan’ny Kaominina, ny Mpanabe, sns… izay natao teo lalana manoloana amin’ny EPP Antsinanantsena, eto amin’ny Commune Sabotsy Namehana Tonga nitarika izany fanadiovana izany ny Chef ZAP, Andriamatoa Andrianantenaina RAFANIRIANTSOA.