Fanadinana Bakalorea 2016

P1130152Nizotra tamim-pilaminana tanteraka ny fiantrehan’ireo mpiadina ny fanadinana Bakalorea izay notontosaina teto Sabotsy Namehana.

Na dia misy aza ny olana madinidinika toy ny fanadinoina karatra, ny fanadinoina ny convocation, dia hita hatrany ny vahaolana,

Tonga maro koa ireo ray aman-drenin’ireo mpianatra manala ity fanadinam-panjakana ity no tonga mankahery sy manotrona ireo mpianatra ireo.

Mirary fahombiazana feno hoazy ireo ihany koa izahay eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana