• 842

    Nampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny vahoaka iadidiany tsirairay avy ireo Ben’ny tanana miisa 16 mianadahy mianaka ato amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano

  • 841

  • 840

Fampahafantarana ofisialy

Ny faha 9 volana Oktobra 2015 lasa teo no nampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny vahoaka iadidiany tsirairay avy ireo Ben’ny tanana miisa 16 mianadahy mianaka ato amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano

Ka teto amin’ny kaominina Sabotsy Namehana nanatanterahana izany fetim-panjakana manetriketrika izany, tonga nanotrona sy nanome voninahitra izany ny Filohan’ny Repoblika Hary RAJAONARIMAMPIANINA, ny Solombavambahoaka, ny Lehiben’ny Distrika ary ny ireo olo-manakaja maro, sivily sy miaramila.