Famorana Faobe 2023
Toy ny fanao isan-taona, dia notanterahina androany ny fanaovana ny famorana faobe 2023 eto anivon’ny Kaminina Sabotsy Namehana. » A l’américaine «
Marihina hatrany fa maimaim-poana izany, ary tsy ny zanakin’ ny tanana eto kaominina Sabotsy Namehana ihany no nisitraka izany, fa misy ihany koa ireo avy any amin’ny Kaominina rahavavy.
Isaorana hatrany ireo mpiara-miombon’antoka sy mpanohana ny Kaominina amin’izao fifanomezan-tanana mipaka ifotony izao.
Dr FIDY BARINIAINA
FIKAMBANANA MPIKITRA
FIKAMBANANA VEHIVAVY AVOTRAINA.