FAMOAHANA IREO POLISY MONISIPALY

Navoaka tamim-pomba ofisialy anio 7 Septambre 2013 ireo Polisy Monisipaly 7 mirahalahy rehefa avy niatrika fiofanana nandritra ny 3 andro.

Fampiofanana izay niandraketan’ny  Lehiben’ny Tobim-paritry ny Zandarimaria sy ireo mpiara-miasa aminy, eto Sabotsy Namehana

Tanjona nandritra io fiofanana io, ny hitandroana feno ny fandriam-pahalemana eto amin’ny Tanana!!

[wowslider id="7"]