FAMETRAHANA MARI-DREFY SY VESATRA ZAKAN’NY LALANA
Napetraka ny mari-drefy sy ny vesatra zakan’ny lalana manoloana izao aty fahavaratra izao, ka hananana foto-drafitr’asa mateza, satria raha arak any hitan-tsika amin’ny sary izao no hiitatra dia mety ho fatiantoka hoan’ny mpampiasa lalana ary mety hampidi-doza ihany koa, ka hitandroana ny ain’olom-belona.
Tsy fanampahan-dalana noho izany no natao, fa fametrahana io mari-drefy io ihany.
2.5 T hatramin’3T no vesatra zakan’io lalana io, ary ny tsy mihoatra ny 2,20 m ny hahavon’ny fiara afaka miditra sy mivoaka amin’io lalana io