Fameno mandray anjara mifanana amin’ny “Télé Réalité : LA VOIX D’OR

Fameno !!
Anisan’ny Zanaky ny Commune Sabotsy Namehana mandray anjara mifanana amin’ny “Télé Réalité : LA VOIX D’OR”, ao amin’ny FAHITA LAVITRA VIVA
Tsampa sy fantatra fa mana-talenta tokoa ity Kitan’ny Kaominina Sabotsy Namehana ity, ary hirariana mba hitondra avo ny voninahitry ny Kaominina misy antysika.
Koa manentana antsika hanohana azy!! hankahery azy !! amin’izao fifaninana hatrehany izao.