Famaranana ny ady baolina kitra

Amin’ny Alahady 24 Novambra 2019 ho avy io no hatao ny lalao famaranana goavana

Eo amin’ny Sokajty « Senior » sy ny « veteran »:

– Sokajy « Veteran » dia hifandonan’ny Ankadikely sy ny Ex ADEMA

– Sokajy « Senior » dia hifandonan’ny UFA ( Union De Fils Antsimontsena) sy ny FC417 Ambohitrangano

Ny lalao rehetra dia hotanterahina eo amin’ny Kianja RAFANODINA HERISETRA

Marihina fa anisan’ny vy nahitana sy angady nanana izao fifaninana izao Andriamatoa Avotraina ANDRIAMOSA

Ben’ny tanana teo aloha ny Kaominina Sabotsy, sady Filoha Mpanorina ny Fikambanana ASN ( Avotantsika Sabotsy Namehana)

Manentana antsika ho tonga hanohana ny ekipan-tsika

TSY MISY FIDIM-PIDIRANA