FAKANA FISOTROAN-DRONONO
Manomboka anio 10 Desambra 2020 ka tsy hifarana raha tsy ny 16 Desambra 2020 no fizarana ny fisotroan-dronono ny volana Desambara 2020 hoan’ireo zokiolona eto Sabotsy Namehana.
Izao no natao dia mba hialana amin’ny fahasahiranan’ireo Zokiolona mivezivezy miakatra any andrenivohitra, ary ho fanampiana azy ireo ihany koa.