Fahombiazana
Ramatoa Kely NAVALONA Nomena sy Ramatoa Kely RAVAONARIVO Hasina Marie Natacha
Dia anisan’ireo ankizy mpianatra eo ambanin’ny fiahian’ny Commune Sabotsy Namehana
Arabaina soa aman-tsara izy ireo fa afa-panadinana Bakalorea
I Navalona dia nahazo ny « Mention Assez-bien »