COMMUNE SABOTSY NAMEHANA | FANDAHARANA TSY MAVOZO BIRAO
Tety amin’ny amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana no notanterahina ny fandaharana TSY MAVOZO BIRAO, fandaharana iray vokarin’ny Televisiona Malagasy, izay hiandraiketan’i Ramatoa Fenohanitra ANDRIAMAROAHINA
Nandritra ny fandaharana no nampahalalaina ny mombamomba ny Kaominina Sabotsy Namehana, ireo asa iandraiketan’ireo mpiasa ao anatiny, ny fanentanana ny olona hampiasa ity Kaominina natao ho azy ireo ity.
Mankasitraka