Commission Communale de Développement de la Santé

FANANGANANA NY VONDRON’NY KOMITIN’NY FAHASALAMANA IFOTONY
Commission Communale de Développement de la Santé

Natsangana androany faha 03 Jona 2016, teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana ny  VONDRON’NY KOMITIN’NY FAHASALAMANA IFOTONY
Izay hisahana indrindra ny fahasalamana ety ifotony dia ny Kaominina sy ny fokontany

Nandritra izany no nanangana ny  Biraom-pitantana, miisa 14 mianadahy
Misy Filoha iray, Mpitantsoratra, ary Mpanolontsaina

Tanjona amin’izao fijoroan’ny  VONDRON’NY KOMITIN’NY FAHASALAMANA IFOTONY izao dia ny fanatonana bebe kokoa ny fahasalamam-bahoaka

Izay pôlitika vaovao napetraky ny fitondram-panjakana mahakasika indrindra ny fahasalamana