CNAPS ETO SABOTSY NAMEHANA

Ho fanampiana antsika, hanamorana ny fikarakarana ny taratasy rehetra momba ny CNAPS, dia efa nosokafana ho antsika ny CNAPS eto Sabotsy Namehana.
 
Hosokafana amin’ny Fomba ofisialy izany ny Talata faha 02 Oktobra 2018