Championnat national feminine Phase II
Championnat national feminine Phase II natao teny Carion ny 10 juillet ka hatramin’ny 22 juillet 2018
Nitana ny laharana fahatelo ny Sabnam tamin’ity fiodinana faharoa ity , nanao lalao 07 resy in-2 ary nandresy in-6 toy izao ny vokatra :
SABNAM vs ASCAM : 2-3
SABNAM vs ASCUF: 5-1
SABNAM vs SOM : 4-0
SABNAM vs MIFA : 1-0
SABNAM vs COMATO : 8-0
SABNAM vs ASOT : 0-3
SABNAM vs PRESCOI : 3-1
Rehefa natao ny filaharana ankapobeny di laharana faharoa ny SABNAM izany hoe ny fitambaran’ny isa PHASE I sy PHASE II manana isa 34 ary ny voalohany dia I ASCAM isa 35
Maro ireo mpilalao misy fivoarana tamin’ity dingana faharoa ity
Ireo mpamono baolina : NORIATY , BAO, NIVO, ZINAH, DADOU,JULIDA, PRISCA
Misy ireo mpilalalo voaantso ho BAREA : MALALA-GENEVIEVE-PRISCA-TITY-NIVO –NORIATY-DADOU-JULIDA
Manana fanantenana tsara amin’ny fidinanana fahatelo