CEPE 2018 | VONONA HIATRIKA NY CEPE NY ZAP SABOTSY NAMEHANA
Nirohotra nijery efitrano hanaovana sy hiantrehana ny fanadinana CEPE 2018 ireo katitakely, ny sasany nomban’ny Ray amanan-dreniny avy.
Tsampa sy hita fa efa vonona hiatrika ity Diplaoma ho raisina voalohany ity avokoa izy ireo.
Araka ny filazan’izy dia ny taranja LAZAOLANA « Probleme » no misy hatahoran’izy ireo kely.
Mirary fahombiazana feno ho azy ireo ny fiadidian’ny Tanana eto Sabotsy Namehana