Jereo ny tohiny

FIZARANA NOFON-KENA MITAM-PIHAVANANA

Taorian’ny Fitokanana ireo Fotodrafitr’asa izay notanterahina teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, dia nisy ny fizarana nofon-kena mitam-pihavanana, ka mba omby miisa telo no novonoina tamin’izany. Fanomezana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Hery RAJAONARIMAMPIANINA

Jereo ny tohiny

Fitokanana foto-drafitr’asa maro sosona

Ny Fanavaozana ny lalana kaominaly, izay tetikasan’Atoa Filoham-pirenena – Ny famboarana ny Tsena eto amin’ny Commune Sabotsy Namehana – Ny Fananganana ny Ivontoerana fampiofanana ny vehivavy ao Antsofinondry, izay tetikasan-dRamatoa Vadin’ny Filoham-pirenena – Fitokanana ny efitrano fianarana Ny CEG Sabotsy Namehana   Ireo fitokanana foto-drafitr’asa maro sosona ireo no notokanana tamim-pomba ofisilay teto amin’ny Commune Sabotsy […]

Jereo ny tohiny

MARIDREFIM-PITANTANANA IFOTONY

Androany, Zoma 20 Jolay 2018, no notanterahina teto amin’ny Eden Sabotsy Namehana ny « MARIDREFIM-PITANTANANA IFOTONY » na ny INDICE GOUVERNANCE LOCAL. Fomba natao indrindra ho fanaraha-maso ny fitantanana ety ifotony, izay notarihin »Andriamatoa Ben’ny Tanana, ary natrehan’ny avy eo amin’ny Pôlisy Nasionaly, ny Chef ZAP, ny Fikambanam-behivavy (AVOTRAINA), ny SLC, ary ny Lehiben’ny FKT ato amin’ny Kaominina […]

Jereo ny tohiny

ALLIANCE FRANCAISE SABNAM

Tafapetraka soa aman-tsara eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, ny annexe–ny “Alliance Française, izay ahitàna ny fampianarana manoratra sy miteny frantsay ary koa ireo sehatra maro isan-karazany ara-tsosialy. Araka izany dia notanterahana ny Alakamisy faha-12 Jolay 2018 ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, ny “Alliance française” ary ny Fikambanana “Les Enfants de l’Ovale”. […]

Jereo ny tohiny

FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HOAN’NY RANO FIDIOVANA – FAHADIOAVANA

FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HOAN’NY RANO FIDIOVANA – FAHADIOAVANA Ho famaliana ny filàn’ny vahoaka any ifotony, dia efa mandeha ny fananganana fotodrafitr’asa hoan’ny rano fidiovana – fahadiovana eto amin’ny Commune Sabotsy Namehana.   Anisany hahazo tombontsoa amin’ny ny Fokontany sy ny Sekoly Fanabeazana Fototra (EPP).   EPP Ambohinaorina – EPP Tsarafara FKT Ambohidrano, FKT Botoina, FKT Antsahatsiresy, […]

Jereo ny tohiny

Ben’ny TANANA SABOTSY NAMEHANA | TSY NANADINO NY VAHOAKA SAHIRANA

Amin’ny vanin’andro asaramanitra tahaka izao, dia tsy manadino ny Vahoakan’i Commune Sabotsy Namehana ny Ben’ny Tanana Andriamatoa Avotraina Andriamosa. Nohon’ny tsingerin-taona fankalazana ny faha 58 taon’ny fahaleovantena sy ny foloalindahy; dia nisy ny hetsika notarihany ho fampifaliana ireo Mponina sahirana teny antoerana ny Zoma 22 Jona 2018 lasa teo. Tamin’ny alalan’ny fanolorana nofon-kena mitam-pihavanana ho […]

Jereo ny tohiny

TRATRY NY ASARAMANITRA 2018

Tany amin’ny Kaominina Ambohimalaza, no toerana nisafidian’ny Distrika Avaradrano nanatanterana ny fankalazana ny Fitsingerenan’ny fahazoana ny Fahaleovantena, dia ny fetin’ny faha 26 Jona izany.   Tonga nitarika ity lanonana ity ny Lehiben’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, notronin’ireo olom-boafidy (Senatera, Solombavambahoaka, ary Ben’ny tanana ) aty amin’ny Distrika   Tonga niara nankalaza izany izany koa isika eto […]

Jereo ny tohiny

FIZARANA KOPIA FAOBE

Zaza, ankizy latsaky ny 18 taona miisa 100 mahery no nozaraina kopia faobe ny 27 Jona 2017 lasa teo, teto amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA, eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana.   Faly sy ravo ireo Ray aman-drenin’ireo zaza nahazo izany tombontsoa izany, satria tsampan’izy ireo fa toa olona very zo ny olona iray tsy manana kopiam-pahanterahana.

Jereo ny tohiny

Association AVOTRAINA | NIZARA ARENDRINA

Ho fiaraha mankalaza ny fetin’ny Fahaleovan-tena, dia nizara ARENDRINA sy VATOMAMY hoan’ireo zaza kamboty tezaina ao amin’ny AKANY FANANTENANA, Antobo, FTK Tsarafara ny Association AVOTRAINA, izay tarihin Ramatoa Kasaina ANDRIAMOSA, vadin’Andriamatoa Ben’ny Tanana Fisaorana sy fankasitrahana no nasetrin’ireo mpitantana izany Akany izany amin’izao fihetsika mahate hidera ataon’ny Association AVOTRAINA izao.

Jereo ny tohiny

FETIN’NY RAY 2018

Ho mariky ny fankalazana ny FETIN’NY RAY 2018, dia tonga niarahaba an’Andriamatoa Ben’ny Tanàna Avotraina Andriamosa ny Fikambanana AVOTRAINA eto Sabotsy Namehana. Raha tsiahivina moa ity Fikambanana AVOTRAINA ity dia Fikambanana miasa amin’ny fanasoavana ny Mpiara-belona amin’ny lafiny Sosialy, izay miorina eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, ary vao tsy ela akory izay no nanatanterahan’izy ireo […]