Jereo ny tohiny

Kaominina SABOTSY NAMEHANA sy ny PMU-BET

Fiaraha-miasa eo @ kaominina SABOTSY NAMEHANA sy ny PMU-BET taminy alalany 3P ( Partenariat Public Privé). – Fanomezana Ordinateur complet miisa 2 – Fandokoana ny biraon’ny kaominina – Fandokoana ny tobim-pahasalamana CSBII – Fihaina ny lalao baolina kitra latsaky 18 taona Izany no atao Dia fanehoana ny fankasitrahana sy ny fiaraha-miasa misy eo @ kaominina […]

Jereo ny tohiny

NOTANTERAHINA TETO AMIN’NY COMMUNE SABOTSY NAMEHANA NY MATSO LEHIBE NANAMARIHANA NY FAHA 26 JONA 2023 IZAY NOKARAKARAIN’NY DISTRIKA ANTANANARIVO AVARADRANO

NOTANTERAHINA TETO AMIN’NY COMMUNE SABOTSY NAMEHANA NY MATSO LEHIBE NANAMARIHANA NY FAHA 26 JONA 2023 IZAY NOKARAKARAIN’NY DISTRIKA ANTANANARIVO AVARADRANO — Teto amin’ny Commune Sabotsy Namehana, no notanterahina ny Matso lehibe nanamarihana ny faha 26 Jona 2023, izay nokarakarain’ny Distrika Antananarivo Avaradrano. Tonga nitarika izany ny Filohan’ny Distrika Antananarivo Avaradrano sy Ramatoa vadiny. Nanatrika sy […]

Jereo ny tohiny

Lavon’ny SABNAM ny CRA

Notanterahina androany faha 24 Jona 2023, ny ady baolina kitra nifanaovan’ny Ekipa voafantin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, sy ny Ekipa voafantin’ny Kaominina Ambohimangakely, izay natao tetsy amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA!! Nizotra tamim-pilaminana ny lalao natao, samy naneho ny fahaiza-manao hananany avokoa ny roa tonta, ka nifandanja tsara ny lalao, fa tamin’ny faramparan’ny ampaham-potoana voalohany ni nahatafiditra […]

Jereo ny tohiny

Vatsim-pianarana DARMASISWA 2023

Noho ny nahazahoany Atoa RAKOTONDRAZAKA fenosoa Andritiana, Vatsim-pianarana DARMASISWA 2023 hianatra madritra ny Telo taona any JAKARTA INDONÉSIE Dia noraisin’ Atoa ANDRIAMOSA Avotra Ben’ny Tanana sy Atoa RAKOTOMALALA Jérôme filohan’ny Mpanolotsaina Ary ireo mpiaramiasa teto anivony kaominina Sabnam izy sy ny Raiamadreniny Ary ny Sefo Fokontany Namehana ka notolorana vola sy notsofina Rano mba hahavita […]

Jereo ny tohiny

NAVOAKA TAMIM-POMBA OFISIALY IREO QUARTIER MOBILE

Tontosa ny Zoma 30 Aprily 2021 tao amin’ny Tobin’ny Polisim-pirenena  Sabotsy Namehana, ny lanonana famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo Quartier Mobile miisa 27 mandrafitra ny Fokontany 17 ato anatin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, rehefa avy nanaraka fiofanana nandritry ny telo (03) andro. Ny avy ao amin’ny polisim-pirenena izay notarihan’Atoa RANAIVOMAHALEO Fenohajasoa, Commissaire Central Antananarivo Avaradrano no […]

Jereo ny tohiny

MIOFANA IREO QUARTIER MOBILE ETO AMIN’NY KAOMININA SABOTSY NAMEHANA

Ho fanamafisana ny fahaiza-manao entina hanatanterahana ny andraikitra amin’ny maha – Quartier Mobile, eny anivon’ny vohitra sy ny fokontany, dia manao fiofanana ao amin’ny Komisaria ny Polisim-pirenena eto Sabotsy Namehana ireo QUARTIER MOBILE miisa 28 mirahalahy, izay hiasa manerana ny FKT 17 eto anivon’ny Commune Sabotsy Namehana . #QuartieMobileSavotsyNamehana #PoliceSabotsyNamehana

Jereo ny tohiny

FAMORANA FAOBE 2021

FAMORANA FAOBE 2021 ***** Araka ny efa notanterina teto, dia mbola mitohy anio Zoma 14 Aprily 2021, tao amin’ny « Salle Polyvalente Sabotsy Namehana » ny fanatanterahina ny « Famorana faobe 2021 » Tsipihinay sy marihina hatrany, fa notandrovana tahaka ny anakandriamaso ny fanarahana sy fanajana ny lamina hamehana aram-pahasalamana. Izao no natao, dia entina indrindra hanampiana an’ireo ray […]

Jereo ny tohiny

FAMORANA FAOBE 2021

Zazalahy kely miisa 150 eo ho eo no noforaina maimaim-poana teto amin’ny Commune Sabotsy Namehana Ankoatra ny famorana; dia nisy ihany koa ny fizarana kilalao hoan’ireo zazalahy kely ireo Toko telo nahamasa-mahandro tamin’izany ny Docteur BARINIAINA Fidy, Ny Commune Sabotsy Namehana , ny Fikambanam-behivavy AVOTRAINA, ary ny Fikambanana MPIKITRA. Marihina hatrany fa nanaja ny fitandrovana […]