Jereo ny tohiny

FITOKANANA NY KIANJA HERISETRA

FITOKANANA NY KIANJA HERISETRA Fametrahana amin’ny Fomba ofisialy ny anaran’n I HERISETRA RAFANODINA Itondra ny anaran’ny Kianja filalaovam-baolina eto Sabotsy Namehana Mpianatra sy klioba mpilalao baolina maro ary mpiasan’ny Kaominina no nilahatra nanome voninahitra ny lanonana, tonga nanafana izany lanonana izany ny Mpitsoka Mozika ny Tafika Malagasy. Nitarika ny Lanonana tamin’izany Ramatoa Lehiben’ny Distrikan’Antananarivo Avaradrano, […]

Jereo ny tohiny

Notolorana Bisikileta Ireo Agent Communautaire

NOTOLORANA BISIKILETA IREO AGENT COMMUNAUTAIRE Fokontany miisa 09 anisan’ny lavitra indrindra no nahazo bisikileta hoan’ireo « AGENT COMMUNAUTAIRE » hahazoany manatanteraka ny andraikiny Andriamatoa Ben’ny Tanana sy ny Filohan’ny Mpanolontsaina Kaominaly ary ireo mpiara-miasa aminy no nanolotra ny bisikileta hoan’ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana isam-pokontany. [wowslider id="2"]    

Jereo ny tohiny

26 Jona 2009

Toy izao ny akon’ny fankalazana ny Fetin’ny Fahaleovan-tena (26 Jona 2009) izay natao teto Sabotsy namehana: Nandray anjara tamin’ny matso izay nafanain’ny mpitsoka mozikan’ny Tafika ny Zandarimaria Sabotsy Namehana         Nandray anjara mavitrika tamin’ny filaharana ihany koa ny mpiasan’ny Kaominina       Naranty tamin’io fotoana io koa ny fiara sy ny […]

Jereo ny tohiny

25 Jona 2009

25 Jona 2009 Ho famalifaliana ny ankizy amin’ny fankalazana ny fetim-pirenena dia nizara Arendrina ho an’ny mpianatra teny amin’ny EPP Andriamatoa Ben’ny tanàna mivady niaraka tamin’ireo vadin’ny Staff sy ny Mpanolotsaina ary ny tompn’andraikitra ara-tsosialy teto amin’ny Kaominina.

Jereo ny tohiny

Fiadiana fototra ny CEG Lazaina.

FIADIANA FOTOTRA NY CEG LAZAINA. Nisy ny fanompoam-pivavahana nanombohana ny fotoana ka ny Mpitandrina avy amin’ny Fiangonana METM ZAREFATA Sabotsy Namehana no nitarika izany. Na dia ratsy aza ny andro dia maro ireo olona tonga nanatrika ny fotoana anisan’izanyAndriamatoa Ben’nyTanana sy ireo mpiara-miasa aminy ,ny mpanolotsaina Kaominaly misahana ny fotodrafitr’asa sy ireo tompon’andraikitra ao amin’ny […]