Jereo ny tohiny

BAREA HIFANDONA AMIN’NY ELEFANTA

Anio amin’ny 07 ora aty Madagasikara, no hototosaina ny lalao hifandonan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefanta Cote d’Ivoire Ho fanomezana fahafaham-po ho antsika mpitia sy mpankafia Kitra eto Sabotsy Namehana dia hisy ny fijerena izany amin’ny VIDEO PROJECTEUER izay hatao eo amin’ny Esplanade antampon-tsena Sabotsy Namehana. Tongava maro isika hiara hijery izany e!! #Alefa_Barea!!

Jereo ny tohiny

Fanombohana Ofisialy ny famolavolana ny Drafitra Fampandrosoana ny Kaominina.

Notanterahana androany 12 Novambra 2020 tao amin’ny Espace « Etoiles des Neiges », Ampanarivoana Sabotsy Namehana, ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny famolavolana ny Drafitra Fampandrosoana ny Kaominina sy ny fanaovan-tsonia ny « Fifanaraham-piaraha-miasa » teo amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana sy ny Orinasa Business And Zeal Sarl (BNZ Sarl), izay nahazo ny tolotr’asa Ny lanonana […]

Jereo ny tohiny

Nametram-pialana ny Ben’ny Tanana Avotra

Nametram-pialana tsy ho ben’ny Tanana Sabnam intsony AVOTRA A. ka nanolotra ny fahefana feno ho an’Atoa THÉOPHILE R. ary nisaotra ireo rehetra mpiaramisa taminy nadritra izay fotoana izay. Teo fampadrosona ny tanana ary tsy mora izany. Teo ihany koa Nahafinaritra, Hafalina sy ny Halahelo, Fahorina ary Akivina fa niray fo sy saina hatrany ny rehetra. […]

Jereo ny tohiny

FIJERENA MANOKANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA

Nisy fivoriana nokarakarain’ny Lehiben’ny Distrika Avaradrano, ka nanasany ireo Ben’ny Tanàna sy Lehiben’ny Boriborintany ary Sefom-pkontany sy ny mpiara-miasa aminy ato anatin’ny Distrikan’Avaradrano ; niaraka tamin’ny Commandant de Compagnien’ny Zandarimariam-pirenena ao Antananarivo Renivohitra sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo Lehiben’ny Tobim-paritra ato anatin’ny Distrika Avaradrano, mba hijerena akaiky ny fandriam-pahalemana eto amin’ny Distrika.   Izany […]

Jereo ny tohiny

FIZARANA NY KOPIA FAOBE

Anio Zoma 16 Jona 2017,  no notanterahina ny fizarana ireo Kopia Faobe hoan’ireo zaza latsakin’ny 18 taona, teto amin’ny Distrika Avadrano, tao amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA no nanatanterahina izany. Raha tsiahivina, dia nisy ny fanampiana ny ray aman-dreny amin’ny fanaovana ny Kopia hoan’ny zaza latsakin’ny 18 taty amin’ny Distrika Avadrano, Fifanohanan’ny  Rotary Club International (Antananarivo) […]

Jereo ny tohiny

ATRIK’ASA HO FAMETRAHANA NY FIKAONAN-DOHA IFOTONY (SLC)

Notanterahina androany faha 24 May 2017 ny ATRIK’ASA HO FAMETRAHANA NY FIKAONAN-DOHA IFOTONY (SLC) sy FAMOLAVOLANA NY DRAFITR’ASA eto amin’ny KAMONINA SABOTSY NAMEHANA Tonga nanokatra izany tamim-pomba ofisialay ny Lehiben’ny Distrika Avadrano, ny Tale misahana ny Fifandraisana eo amin’ny (ONCD) Ramatoa Sahondra RAKOTOMALALA, ny Ben’ny Tanana ny Kaominina Sabotsy Namehana, Andriamatoa Avotraina ANDRIAMOSA Miisa 49 […]

Jereo ny tohiny

MATOTRA NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY MINISTERAN’NY MPONINA

Matotra tanteraka ny fiaraha-miasan’ny Kaominina Sabotsy Namehana eo amin’ny fampandrosoana. Nanditra ny fandalovan’ny Minisitry ny Mponina sy ny Fiahiana Ara-Tsosialy Ary Ny Fampivoarana ny Vehivavy, Ramatoa Onitiana REALY teny an-toerana omaly 11 May 2017 no nanolorany tetikasa sy fanampiana hoan’ireo mponina sahirana. Tafiditra  tao anatin’izany ny fanomezana asa tana-maro ireo olona tsy an’asa miisa 250 […]

Jereo ny tohiny

TOERAM-PIVAROTANA TAO-ZAVATRA

Androany faha 03 Mey 2017 no andro voatondro hitokanana ny toearam-pivarotana taozavatra eto amin’ny Fokontany Antsofonondry, Kaominina Sabotsy Namehana.   Tonga nitokana izany tamim-pomba ofisialy ny Lehiben’ny Faritra Analamanga, ny Solon-tenan’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, ny Ben’ny tanana Kaominina Sabotsy Namehana, ary ireo mpahazo tombontsoa.   Izay rehetra nandray fitenena dia samy nanatitratitra […]

Jereo ny tohiny

Kopia Faobe

Ny Alakamisy 30 Martsa 2017, nanomboka tamin’ny 9 Ora no notanterahina teto amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA ny fanatanterahana ny fitsarana mitety vohitra mahakasika ny Kopia Faobe niarahana tamin’ny Rotary Club Antananarivo Doyen. Kaominina (06) aty amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano no nanaovana izany, nahitana ny Kaominina Sabotsy Namehana, Kaominina Manandriana, Kaominina Fieferana, Kaominina Vilihazo, Kaominina Anosy […]

Jereo ny tohiny

FIARAHA-MIASA(3P)

FIFANOMEZAN-TANANA Misy ny fiaraha-miasa 3P (Partenariat Public Privée) izay niarahan’ny ONG DIRECT AID sy ny CISCO Antananarivo Avaradrano ary nyKaominina Sabotsy Namehana, tamin’ny fanolorana fanampiana ara-tsakafo hoan’ireo mpianatra miisa 300 mianadahy ao amin’ny EPP Antsahatsiresy ny Alakamisy 16 Martsa 2017 teo Tonga nanotrotrona sy nanolotra izany fifanomezan-tanana izany Andriamatoa ALLAOUI Benaissa, Filoha Tale Jeneraly ny […]