Jereo ny tohiny

Fampianarana Teny Anglisy

Androany 06 oktobra 2023 tamin’ny telo ora tolakandro tao amin’ny “salle de reunion” Kaominina Sabotsy Namehana no notanterahana ny fivoriana niarahana tamin’ny fikambanana Youth Light of Future Madagascar (YLFM) sy ireo mpiantra hiofana hianatra teny Anglisy Amerikanina. Tonga nitarika izany fivoriana izany ny Ben’ny tanana ny Kaominina Sabotsy Namehana Andriamatoa ANDRIAMOSA Avotraina sy ny avy […]

Jereo ny tohiny

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐁𝐎𝐓𝐒𝐘-𝐍𝐀𝐌𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀, 𝟏𝟒 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟑 Anisan’ny olana sedrain’ny vahoaka eny ifotony ary mamela takaitra eo amin’ny foto-piveloman’ireo tantsaha ny fandalovan’ny loza voajanahary. Amin’ny maha mpiahy ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana ny Antenimierandoholona moa dia tsy mitsahatra mijery izay mahasoa ireo vahoaka eny ifotony hatrany ireo Loholon’i Madagasikara manoloana ireo […]

Jereo ny tohiny

Famorana Faobe 2023

Toy ny fanao isan-taona, dia notanterahina androany ny fanaovana ny famorana faobe 2023 eto anivon’ny Kaminina Sabotsy Namehana.  » A l’américaine «  Marihina hatrany fa maimaim-poana izany, ary tsy ny zanakin’ ny tanana eto kaominina Sabotsy Namehana ihany no nisitraka izany, fa misy ihany koa ireo avy any amin’ny Kaominina rahavavy. Isaorana hatrany ireo mpiara-miombon’antoka […]

Jereo ny tohiny

Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary

Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary ao amin’ny lemak’i Namehana mivondrona ao amin’ny FMR5: Orimbato,Fanavaozana,Avotra, Tafita natao tao Ambohibary ny 14mars2023. Zezika sulfate d’ammonium milanja 10,5t avy @ ministeran’ny fambolena ho an’ny mpamboly 500 isa. Nifanotrona tamin’izany ireo mpanolotsaina kaominaly,ireo solotenan’ny DRAE,ny ekipan’ny PAPRIZ.nialohavana fampiofanana izao fizarana izao

Jereo ny tohiny

MATCH FINALE

DIMANCHE 26 MARS 2023 AU STADE HERISETRA RAFANODINA SABNAM LE MATCH FINALE ENTRE LES DEUX ÉQUIPES DU FOKONTANY TSARAFARA ET FOKONTANY SOANIEDANANA. Avec l’invité du coach BAREA CHAN « RORO »

Jereo ny tohiny

FIDINANA IFOTONY

Nidina ifotony nanantona ny vahoaka ny avy ao amin’ny Ivon-ketra Avaradrano A, izay notarihan’ny Chef de Centre Fiscal sy ireo mpiara-miasa aminy, nanatanteraka varavarana misokatra mahakasika ny fandoavan-ketra teto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, izay nahitana ireo solotena avy amin’ny Kaominina manodidina. Nisy fampahafantarana ny fiovana raiketin’ny LFI 2023 mahakasika ny rafitra arahina momba ny fandoavan-ketra […]