BUS SCOLAIRE
Lalana andalovan’ny Bus scolaire
Maraina :
Ora fiaingana 6: 00 : Miainga eto Commune Sabotsy Namehana mankany Ambatofotsy, tonga any Ambatofotsy amin’ny 6:30mn
Miainga eo Ambatofotsy miverina Namehana amin’ny 7:00
Miala Namehana miverina mankaty amin’ny Kaominina ary mizotra mankany Ambatofotsy, miala Ambatofotsy tonga eto amin’y Biraon’ny Kaominina, nony avy eo mankany Antsofonondry
—-
Atoandro :
Miainga eto amin’ny Biraon’ny Kaominina amin’ny 11ora , Mankany Namehana, miala any Namehana amin’ny 12 atoandro mankany Antsofonondry.
—-
Hariva :
Miala any Antsofonondry amin’ny 04 tolak’andro, mankany Namehana, miverina eto amin’ny Biraon’ny Kaominina, mizotra mankany Ambatofotsy, ary dia miverina eto amin’ny Biraon’ny Kaominina indray.
—-
Hoan’ireo izay mila fanazavana fanampiny, aza misalasala miantso ny +261 34 84 482 34 na manorata : contact@sabotsy-namehana.com