BAREA HIFANDONA AMIN’NY ELEFANTA
Anio amin’ny 07 ora aty Madagasikara, no hototosaina ny lalao hifandonan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefanta Cote d’Ivoire
Ho fanomezana fahafaham-po ho antsika mpitia sy mpankafia Kitra eto Sabotsy Namehana dia hisy ny fijerena izany amin’ny VIDEO PROJECTEUER izay hatao eo amin’ny Esplanade antampon-tsena Sabotsy Namehana.
Tongava maro isika hiara hijery izany e!!
#Alefa_Barea!!