BAKALOREA 2018

Foibe fanalana Fanadinana Bakalorea miisa fito (07) no nandraisana ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana Bakalorea 2018 teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana.
 
Araka ny fampitam-baovao avy amin’ireo « Chef de Centre » dia nilamina sy nizotra araka ny tokony ho izy ny fanadinana Bakalorea 2018.
 
Toy izao ny tarehimarika azo hifampizarana hatramin’ny anio :
 
1- LISEA ANDRIANAMOINIMERINA
Isan’ny nisoratra anarana : 442 | isan’ireo tsy tonga : 14
 
2- EPP TSARAFARA
Isan’ny nisoratra anarana : 329 | isan’ireo tsy tonga : 15
 
3- MASCA
Isan’ny nisoratra anarana : 456 | isan’ireo tsy tonga : 14
 
4- CEG SABOTSY NAMEHANA
Isan’ny nisoratra anarana : 365 | isan’ireo tsy tonga : 13
 
5- CENTRE SOCIAL ORIENE NAMEHANA
Isan’ny nisoratra anarana : 228 | isan’ireo tsy tonga : 7
 
6- CLG
Isan’ny nisoratra anarana : 198 | isan’ireo tsy tonga : 5
 
7- LCO
Isan’ny nisoratra anarana : 327 | isan’ireo tsy tonga : 8