Jereo ny tohiny

FAMETRAHANA MARI-DREFY SY VESATRA ZAKAN’NY LALANA

Napetraka ny mari-drefy sy ny vesatra zakan’ny lalana manoloana izao aty fahavaratra izao, ka hananana  foto-drafitr’asa mateza, satria raha arak any hitan-tsika amin’ny sary izao no hiitatra dia mety ho fatiantoka hoan’ny mpampiasa lalana ary mety hampidi-doza ihany koa, ka hitandroana ny ain’olom-belona. Tsy fanampahan-dalana noho izany no natao, fa fametrahana io mari-drefy io ihany. […]

Jereo ny tohiny

FANOKAFANA NY TAOM-PIASANA VAOVAO

Anio Alatsinainy faha 20 Janoary 2020 no niverina nandray ny asan’ny amin’ny maha Ben’ny Tanàna azy indray Andriamatoa ANDRIAMOSA Avotraina.   Tetsy andain’izany ihany koa ny fampahafantarana ireo Mpanolon-tsain’ny Tanana voafidy eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana.   Tonga nitarika izany ny Delegem-panjakana, notron’nireo Tomponandraikitra isa-tsokajiny eo amin’ny Tafika, Ny Zandary, ny Zandarimariam-pirenena.   Tonga marobe […]