Jereo ny tohiny

COMMUNE SABOTSY NAMEHANA | FANDAHARANA TSY MAVOZO BIRAO

Tety amin’ny amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana no notanterahina ny fandaharana TSY MAVOZO BIRAO, fandaharana iray vokarin’ny Televisiona Malagasy, izay hiandraiketan’i Ramatoa Fenohanitra ANDRIAMAROAHINA Nandritra ny fandaharana no nampahalalaina ny mombamomba ny Kaominina Sabotsy Namehana, ireo asa iandraiketan’ireo mpiasa ao anatiny, ny fanentanana ny olona hampiasa ity Kaominina natao ho azy ireo ity. Mankasitraka 

Jereo ny tohiny

FIZARANA FITAOVAM-PIDIOVANA

Ho fanohizana ny ady hatao amin’ny Covid-19 dia nisy fizarana fitaovam-pidiovana nomena an’ireo sekolim-panjakana manerana ny Kaominina Sabotsy Namehana. Fanomezana izay nataon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, ary niarahana tamin’ny wateraid Ka anisany nisitraka izany tombontsoa izany ireo EPP 9 manerana ny Kaominina, ny CEG eto Sabotsy Namehana, ary ny Lisea ANDRIANAMPOINIMERINA

Jereo ny tohiny

ATRIK’ASA FAKAN-KEVITRA

Io maraina io no notanterahina teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana ny Atrik’asa fakan-kevitra mba hananganana drafitr’asa hisitrihan’ny olona manana fahasembanana ny fotodrafitr’asa rano fidiovana – fanadiovana, eto Sabotsy Namehana. Tonga nitarika an’izany  Andriamatoa  Mr RAMBELOSON Hery Clément, izay « Membre Comuté Directeur  National  PFPH\MAD » , tonga nanotrona izany ohany koa ny avy ato amin’ny Commune Sabotsy […]

Jereo ny tohiny

BUS SCOLAIRE

Lalana andalovan’ny Bus scolaire Maraina : Ora fiaingana 6: 00 : Miainga eto Commune Sabotsy Namehana mankany Ambatofotsy, tonga any Ambatofotsy amin’ny 6:30mn Miainga eo Ambatofotsy miverina Namehana amin’ny 7:00 Miala Namehana miverina mankaty amin’ny Kaominina ary mizotra mankany Ambatofotsy, miala Ambatofotsy tonga eto amin’y Biraon’ny Kaominina, nony avy eo mankany Antsofonondry —- Atoandro : […]

Jereo ny tohiny

atrik’asa fandrafetana paik’ady sy drafitr’asa entina hanantsarana ny fanetsehana ny loharanom-bola anatin’ny ny Kaominina Sabotsy Namehana

Anio no notanterahina ny :  » atrik’asa fandrafetana paik’ady sy drafitr’asa entina hanantsarana ny fanetsehana ny loharanom-bola anatin’ny ny Kaominina Sabotsy Namehana » Tanjona amin’izany – Fanolorana tolok’hevitra fanantsarana ny fidirambola – Famaritana miaraka ny tanjona tratrarina – Fantatra ireo antony mahatonga ny tsy fahombiazana Tompon’antoka tamin’ity atrik’asa ity ny ONG SAHA (Soa Afafy Hampahomby ny […]

Jereo ny tohiny

Fivoriana isan-droa volana, 2020

Androany 16 Oktobra 2020, no notanterahina ny fivorina fanao isan-droa volana fanaon’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, ka ny Commune Sabotsy Namehana no nandray izany. Tonga nitarika izany fivoriana izany ny Solom-bavam-bahoakan’i Madagasikara voafidy teto amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, ny Deputé Naina, ny Lehiben’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, Ireo Ben’ny tanana ato anatin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, notronin’nireo Sampan’asam-panjakana isan-tsokajiny, nahitana ny Fampianarana, Fandriam-pahalemana, sns […]

Jereo ny tohiny

FANKALAZANA NY 08 MARTSA 2020

Hetsika marolafy no nentin’ny Kaominina Sabotsy Namehana nanamarihana ny 08 Martsa 2020, Niantomboka taùin’ny Fotoam-pivavahana, narahina fanadiovana faobe, nahitana hetsika ara-javakanto, fijerena ny lafiny aram-pahasalamana, Fandraisampitenena maro samy hafa, ary nofranana tamin’ny Matso lehibe. Samy afam-po ny rehetra!!

Jereo ny tohiny

Lehiben’ny Boriboritany eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana

Nisy ny lanonana tsotra ho fanamarihana ny fandehan’Andriamatoa Lehiben’ny Boriboritany eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, Andriamatoa RAZAFIMAHEFA Olivier, Izay Delegem-panjakana niasa nandritra ny taona maro teto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, hisotro ronono   Ho fankasitrahana ireo zava-bitany, dia notolorana « ARMOIRIE », izay marim-pamantarana ny Kaominina Sabotsy Namehana ity olo-mangan’ny Kaominina ity.   Nanotrona izany lanonana izany, […]

Jereo ny tohiny

Fetraniavo – Anjara Nomen’ny Avo – Hanitsoa

Fetraniavo – Anjara Nomen’ny Avo – Hanitsoa, Mpianatry ny College Minontsoa Ankadikely-Ilafy Kilasy faha7, tonga nanao fanadihadiana teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana. Nandray sy namaly ny fanontaniana napetrak’izy Andriamatoa, RABEVOVONANA Herintsoa, Lehiben’ny Kabinetra eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana. Afam-po tanteraka tamin’ny valin-teny nomeny ireto Mpianatra hoavin’ny firenena ireto.

Jereo ny tohiny

Ny fitokanana sy fanolorana ny birao

Tontosa io maraina io – Ny fitokanana sy fanolorana ny birao tale sy secrétaire vaovao – Ny fanaovam-beloma ny tale teo aloha andeha hisotro ronono – Ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo @ sekoly sy ny Commune Sabotsy Namehana 👉 Izany rehetra izany dia teo ambany fiahian’ AndriamatoAvotraina Andriamosaaaaben’tanana KaominSabotsy Namehanaaaasy ny fikambananAvotantsika Sabotsy Namehanaa ary ny FEFFI […]