Anjara Hetrako | Fanomanana
Tao amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana no nanatanterahan’ny Lehiben’ny Sampandraharahan’ny Hetra eto Avaradrano “A” sy ny mpiara-miasa aminy ny fanentanana sy fampahafantarana ny hetsika “Anjara Hetrako” tamin’ireo Ben’ny Tanàna sy Lehiben’ny Fokontany tao amin’ireo Kaominina 9 ato anatin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, teo ambany fiahian’ny Lehiben’ny Distrika Antananarivo Avaradrano. Ny tanjon’ny hetsika dia ny mba hampidirana anatin’ny […]