TSY FAHAMPIAN-DRANO ETO SABOTSY NAMAHENA SY NY MANODIDINA
Tsampa sy hita fa mihena ny rano avoakan’ny Tobin-drano eto Sabotsy Namehana sy ny manodidina, Noho izany dia nandefa iraka ny eto anivon’ny Kaominina Sabotsy NAmehana nijery ifotony ny antony mety niteraka izany. Hita ary fa manomboka eo ambanin’Ankororosy Miadapoana mandram-pahatonga aty Ambatofotsy dia tapahan’ny olona avy amin’ny alalan’ny toho-drano madinika ny renirano, eo ihany […]