Association AVOTRAINA | NIZARA ARENDRINA
Ho fiaraha mankalaza ny fetin’ny Fahaleovan-tena, dia nizara ARENDRINA sy VATOMAMY hoan’ireo zaza kamboty tezaina ao amin’ny AKANY FANANTENANA, Antobo, FTK Tsarafara ny Association AVOTRAINA, izay tarihin Ramatoa Kasaina ANDRIAMOSA, vadin’Andriamatoa Ben’ny Tanana
Fisaorana sy fankasitrahana no nasetrin’ireo mpitantana izany Akany izany amin’izao fihetsika mahate hidera ataon’ny Association AVOTRAINA izao.