ANJARA HETRAKO

Omaly Alarobia 09 Desambra ary mitohy androany Alakamisy 10 Desambra no tanterahina eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana ny HETSIKA ANJARA HETRAKO.
Fanazavana fanampiny, manatona eo amin’ny tranoheva manoloana ny Kaominina
Izao no natao dia hanamorana ny fanefana ny hetra sy ny manodidina azy.
… Tsy avotro izaho samy irery, fa avotro izaho sy ianao …