ANDRO NATOKANA HOAN’NY ZOKIOLONA
Miarahaba ny Zokiokolona rehetra ato anatin’ny Kaominina Sabotsy Namehana
Miarahaba ny Zokiokolona rehetra ato anatin’ny Kaominina Sabotsy Namehana
Nentina nanamarihanana ny andro maneran-tany natokana hoan’ny dia Zokiolona miisa 210 no nisitraka fanampiana avy amin’ny Commune Sabotsy Namehana, tonga nanolotra izany fanampiana izany ny Ben’ny tanana ANDRIAMOSA Avotrana , sy ny Filohan’ny Mpanolon-tsaina eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana RAKOTOMALALA Jerôme R.
Nahazo ny anjarany ireo Zokiolona ato anation’ny FKT 17 tato anatin’ny Kaominina.