Ny Kaominina Sabotsy Namehana, dia miombom-po amin’ny Malagasy iray manontolo amin’ny fanohanana ny Ekipam-pirenena Malagasy BAREA izay miatrika ny CAN 2019 izay hatao any Egypte amin’izao fotoana izao.
Alefa Barea a!!