ALBUM PHOTOS
Bienvenue au site web de la Commune Rurale Sabotsy Namehana. Il s’agit en fait d’un moyen de communication pratique, facile à manipuler ou à exploiter et qui nous permettra d’entretenir des échanges plus directs et spontanés
ASSURANCE ARO - COMMUNE SABOTSY NAMEHANA
– Fankalazana ny faha 40 taona ny Assurance Aro natao teto Sabotsy Namehana
– Fizarana « Kit Scolaire » mpianatra sembana izay karakarain’ny « Maison de Charité Padré Pio »
– Fanomezana fanampiana hoan’ireo marefo arampivelomana ao anatin’ny fokontany 17 izay eto amin’ny Kaominina.
TOURNOI HERISETRA RAFANODINA

[/well]
FAHATSIAROVANA NY TOLONA 1947
Toy ny fanao isan-taona, dia nahatsiaro sy nankalaza ny fitsingerenan’ny fahatsiarovana ny tolona natao hoan’ny fahafahana ny 29 Martsa 1947 ny Kaominina Sabotsy Namehana.
Teo amin’ny tsangambaton’ireo maherifom-pirenena, manoloana ny Biraonn’ny Kaominina no nanatanteraha izany lanonam-pahatsiarovana izany, notarihin’Andriamatoa Lehiben’ny Distrika Avaradrano,Ny solombavam-bahoaka voafidy tety an-toerana, Ny Ben’ny Tanana ny Kaominina Sabotsy Namehana,