ADY HATAO AMIN’NY FIPARITAHAN’NY FAKO

ADY HATAO AMIN’NY FIPARITAHAN’NY FAKO

Hapetraka eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana ny dabapako miisa 19, izay hiandraiketan’ny Service EAH ( Eau Assainissement et Hygiene)

Hapetraka amin’ny toerana iray, ary hampidirina amin’ny hariva, isaorana sahady ireo tsara sitram-po nanaiky hametrahana azy ity

Marihina fa ny mpiasan’ny Kaominina no miandraikitra ny fampohana, sy ny fakana ny fako ao anatiny.

Tsara ihany koa no mnatitrantitra fa natao indrindra hoan’ny mpandalo ny fanaraina fako ao anatin’ity daba-pako ity, fa tsy natao handraisanna ny fako avy any antokan-trano.

Manentana hatrany ny eto anivon’ny Kaominina mba hikajiana sy hitandroana ny fanana iombonana tahaka itony.